Paka sy ny Loto Entiny


Rehefa fety toy izao dia hita taratra ny havoretran’nytanana iray.Tsengaina manokana amin’izany ny Tanana etoAntsirabe.Maro manko ireo olona avy amin’ny faritra marotonga mba hanao paka izay karakaran’ny orinasa STAR.

Rehefa betsaka ny olona mifamezivezy dia betsaka ihanykoa ny karazana tsanga sy loto miparitaka .Hoy Ramato Fanjaizay mpanadio ny tanana eto Antsirabe”rehefa fety tohizao diamanano sarotra ny fanadiovana ny Tanana satry feno fakomiparitaka ny lalana ,na dia efa hita ny olona izao aza nyfitoeram-pako fa io dia atao fanahinina fotsiny ny manary ilayfako eny amin’ny lalana”.Arak’izany dia tsy fantatra ny olonaintsony hoe inona no atao mba hikajiana ny tontolo iainanamba ho mendrika ny fasalamana .Ireny fako ireny manko diaantony iray hatonga haretina maro.

Miova tanteraka mintsy ny rivo iainana rehefa Pak a rahamba mandalo eny amin’ny Gara eny dia fofona maimbo no heno ,maimbo ampy ee.Satry rehefa poritra ilay olona dia tsymahita intsony ny toerana ipipizana fa dia alefa eny rehetraeny.Aza ambara fa tsy misy fifanajana mintsy eo amin’nysamy olona fa samy manao izay ataony.Satry metymieritreritra angamba fa misy manao foana io ko.

Hoy Andremato Fidy”izao fety izao aza mbola azoioranana ,mbola azo iainana ,ny rivotra satry tsy dia mbolamiparitaka ny fofona ,fa rehefa rehefa vita eo   ny fety diafofona tsy laitra iainana no eto,sarotra anefa no hiteny nyolona satry raha hiteny dia teny ratsy no setriny.”Misy azamouh toerana maromaro manodidina eo amin’ny Gara iny efaasina soratra hoe TSY AZO ANAOVANA MALOTO ETO DINA 5000 IZAY TRATRA fa tsy rarahina ,odina tsy hitamintsy.

Dia avy eo maro no mitondra haretina noho io fofona,lotomifangaro io .Io ihany ko manko no tsy fantatra ny olonarehetra fa isika samy isika ihany no mamosavy ny tenantsikaantsika .Satry entin’ny rivotra ny vovoka maloto ,dia mipetakaamin’ny sakafo ho anintsika mandritra ny fety iny.Betsakaamin’ireo mpivarotra manko no tsy mampiasa ireny vitrine ireny mba ho fanankana ny vovoka tsy ipetaka amin’nysakafo.

Jhenny Agnès

Commentaires

Posts les plus consultés de ce blog

Fiomanana ny Paka Nomarihan’ny kristianina katolika tamin’ny karemy sy ny herinandro masina

Sarotra ny fifamoivoizana rehefa paka toy izao eto Antsirabe.

Fête de Pâques, une période exceptionnelle pour les Malagasy